Jeremia 34:1 - Baiboly Katolika
Teny avy amin’i Iaveh, tonga tamin’i Jeremia, fony i Nabokodonozora, mpanjakan’i Babilôna mbamin’ny tafiny rehetra, ny fanjakana rehetra amin’ny tany nanoa azy ho mpanapaka, ary ny firenena rehetra, niady tamin’i Jerosalema mbamin’ny tanàna rehetra momba azy, teny nanao hoe:
Jereo ny toko
Izao no teny tonga tamin’i Jeremia avy tamin’NY TOMPO, fony i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, namely an’i Jerosalema sy ny tanànany rehetra niaraka tamin’ny miaramilany rehetra ary ny fanjakana rehetra amin’ny tany izay nanjakany mbamin’ny firenena rehetra:
Jereo ny toko
Niady tamin’i Jerosalema sy ireo tanànan’i Joda i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna, niaraka taminy ny tafiny rehetra sy ny miaramilan’ny fanjakana rehetra eran-tany mbamin’ny vahoaka rehetra teo ambany fahefàny. Tamin’izany no tonga ho an’i Jeremià avy amin’n TOMPO izao teny manaraka izao:

IZAO no teny tonga tamin’i Jeremia avy tamin’i Jehovah, fony Nebokadnezara, mpanjakan’i Babylona, sy ny miaramilany rehetra ary ny fanjakana rehetra amin’ny tany izay nanjakany mbamin’ny firenena rehetra izay namely an’i Jerosalema sy ny tanànany rehetra, nanao hoe:
Jereo ny toko
Izao no teny tonga tamin'i Jeremia avy tamin'i Jehovah, fony Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, sy ny miaramilany rehetra ary ny fanjakana rehetra amin'ny tany izay nanjakany mbamin'ny firenena rehetra izay namely an'i Jerosalema sy ny tanànany rehetra, nanao hoe: