Jeremia 33:26 - Baiboly Katolika26 dia amin’izany Aho vao hanary ny taranak’i Jakôba sy i Davida mpanompoko, ka ho tsy amin’ny taranany intsony ny hangalako filohany ho an’ny taranak’i Abrahama sy i Isaaka ary i Jakôba! Fa hampodiko ireo lasan-ko babo ary hangoraka azy ireo Aho. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 dia hariako ny taranak’i Jakoba sy i Davida mpanompoko ka ny taranany tsy mba hanalako ho mpanapaka ny taranak’i Abrahama sy Isaka ary i Jakoba; fa hampodiko avy amin’ny fahababoana izy ka hamindrako fo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA26 Koa hariako ve ny taranak’i Jakôba sy ny an’i Davida mpanompoko? Holaviko ve ny hanendry lehibe hitondra ny taranak’i Abrahama sy i Itsehàka ary i Jakôba? «Tsia, fa hamerina azy amin’ny laoniny Aho ary hamindrafo aminy.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Koa hariako ve ny taranak’i Jakôba sy ny an’i Davida mpanompoko? Holaviko ve ny hanendry lehibe hitondra ny taranak’i Abrahama sy i Itsehàka ary i Jakôba? «Tsia, fa hamerina azy amin’ny laoniny Aho ary hamindrafo aminy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Dia hariako ny taranak’i Jakoba sy Davida mpanompoko, Ka ny taranany tsy mba hanalako ho mpanapaka ny taranak’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba; Fa hampodiko avy amin’ny fahababoana izy ka hamindrako fo. Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Dia hariako ny taranak'i Jakoba sy Davida mpanompoko, ka ny taranany tsy mba hanalako ho mpanapaka ny taranak'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba; Fa hampodiko avy amin'ny fahababoana izy ka hamindrako fo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache26 dia hariako ny taranak’i Jakoba sy i Davida mpanompoko ka ny taranany tsy mba hanalako ho mpanapaka ny taranak’i Abrahama sy Isaka ary i Jakoba; fa hampodiko avy amin’ny fahababoana izy ka hamindrako fo. Jereo ny toko |