Jeremia 33:13 - Baiboly Katolika
Eo amin’ny tanànan’ny tendrombohitra sy eo amin’ny tanànan’i Sefelah sy eo amin’ny tanin’i Benjamina sy eo amin’ny manodidina an’i Jerosalema, ary eo amin’ny tanànan’i Jodà, dia mbola hizoran’ny biby fiompy eo ambanin’ny tanan’izay manisa azy, hoy i Iaveh.
Jereo ny toko
dia amin’ny tanàna any amin’ny tany be havoana, amin’ny tanàna any Sefela, amin’ny tanàna any Negeva, amin’ny tanin’ny Benjamina, amin’ny manodidina an’i Jerosalema, ary amin’ny tanànan’ny Joda, dia mbola hampandalovina eo anatrehan’ny mpanisa azy ny ondry aman’osy mba ho isainy, hoy NY TOMPO.
Jereo ny toko
Ao amin’ireo tanàna any an-tendrombohitra sy any Sefalà ary any Negeba, ao amin’ny faritanin’i Benjamîna sy ny manodidina an’i Jerosalema ary ao amin’ireo tanànan’i Joda, hoy Izaho TOMPO, dia handalo eo anatrehan’ny mpiandry azy indray ny ondry aman’osy mba hisainy.»

Dia amin’ny tanàna any amin’ny tany havoana Sy amin’ny tanàna any amin’ny tany lemaka amoron-tsiraka, Ary amin’ny tanàna any amin’ny tany atsimo Sy amin’ny tanin’i Benjamina Sy amin’ny manodidina an’i Jerosalema Ary amin’ny tanànan’ny Joda, Ary ny ondry aman-osy mbola handroso araka ny fitondran’ny mpanisa azy, hoy Jehovah.
Jereo ny toko
Dia amin'ny tanàna any amin'ny tany havoana sy amin'ny tanàna any amin'ny tany lemaka amoron-tsiraka, ary amin'ny tanana any amin'ny tany atsimo sy amin'ny tanin'ny Benjamina sy amin'ny manodidina an'i Jerosalema ary amin'ny tanànan'ny Joda, ary ny ondry aman'osy mbola handroso araka ny fitondran'ny mpanisa azy, hoy Jehovah.