Obadia 1:20 - Baiboly Katolika20 Ireo lasan-ko babo tamin’ny tafiky ny zanak’i Israely hahalasa ny tanin’ny Kananeanina, hatrany Sareptà. Ary ireo lasan-ko babo tamin’i Jerosalema izay any Sefarada hanana ny tanàna any amin’i Negeba. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Ary ny babo amin’izao Zanak’Israely maro be izao dia hahazo ny Kananita hatrany Zarefata, ary ny babo tany Jerosalema, izay any Sefarada, dia hahazo ny tanàna any Negeva. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA20 Ny babo tamin’ny Israelita, izay tafika marobe, no hahalasa ny tanin’ireo Kanahanita hatrany Tsarefàta. Ny babo tamin’ny mponin’i Jerosalema, izay any Sefaràda, no hahalasa ny tanàna any Negèba; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Ny babo tamin’ny Israelita, izay tafika marobe, no hahalasa ny tanin’ireo Kanahanita hatrany Tsarefàta. Ny babo tamin’ny mponin’i Jerosalema, izay any Sefaràda, no hahalasa ny tanàna any Negèba; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Ary ny babo amin’izao Zanak’Isiraely maro be izao hahalasa ny Kananita hatrany Zarefata, Ary ny babo tany Jerosalema, izay any Sefarada, dia hahalasa ny tanàna any amin’ny tany atsimo. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Ary ny babo amin'izao Zanak'Isiraely maro be izao hahalasa ny Kananita hatrany Zarefata, Ary ny babo tany Jerosalema, izay any Sefarada, dia hahalasa ny tanàna any amin'ny tany atsimo. Jereo ny toko |
Hovidin’ny olona vola ny saha dia hanaovana fanekena izany, hasiana tombokase sy hangalana vavolombelona eo amin’ny tanin’i Benjamina, sy eo amin’ny manodidina an’i Jerosalema sy eo amin’ny tanànan’i Jodà, eo amin’ny tanànan’ny tendrombohitra sy ny tanànan’i Sefelah, ary amin’ny tanànan’i Negeba; satria hampodiko ireo lasan-ko babo, - teny marin’i Iaveh. -