Jeremia 33:1 - Baiboly Katolika
Tonga fanindroany tamin’i Jeremia indray ny tenin’i Iaveh, raha mbola voafahy teo amin’ny kianjan’ny fiambenana izy, nanao hoe:
Jereo ny toko
Tonga fanindroany tamin’i Jeremia ny tenin’NY TOMPO, raha mbola voatazona teo amin’ny trano fiambenana ihany izy hoe:
Jereo ny toko
Fa raha mbola voatana teo an-kianjan’ny trano fiambenana i Jeremià, dia nisy indray tenin’ny TOMPO fanindroany taminy nanao hoe:
Jereo ny toko
Fa raha mbola voatana teo an-kianjan’ny trano fiambenana i Jeremià, dia nisy indray tenin’ny TOMPO fanindroany taminy nanao hoe:
Jereo ny toko
ARY tonga fanindroany tamin’i Jeremia ny tenin’i Jehovah, raha mbola voahazona teo an-kianjan’ny trano fiambenana ihany izy, nanao hoe:
Jereo ny toko
Ary tonga fanindroany tamin'i Jeremia ny tenin'i Jehovah, raha mbola voahazona teo an-kianjan'ny trano fiambenana ihany izy, nanao hoe:
Jereo ny toko
Tonga fanindroany tamin’i Jeremia ny tenin’NY TOMPO, raha mbola voatazona teo amin’ny trano fiambenana ihany izy hoe:
Jereo ny toko