Indro ny tovon-tany hanafahana ny tanàna, efa mahatakatra azy, ary ny tanàna efa hatolotra eo an-tanan’ny Kaldeanina izay mamely azy, amin’ny sabatra, ny mosary sy ny pesta; dia tanteraka izay nolazainao, ka mahita izany Ianao.
Jeremia 32:36 - Baiboly Katolika Koa ankehitriny, izao no lazain’i Iaveh Andriamanitr’i Israely ny amin’ity tanàna lazainareo hoe: «Hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babilôna, amin’ny sabatra, ny mosary, ny pesta, izy.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Koa noho izany dia izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, ny amin’ity tanàna ity, izay ataonareo hoe: Hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babilona amin’ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana izy: DIEM PROTESTANTA Ankehitriny anefa, na eo aza izany, Izaho TOMPO Andriamanitr’i Israely dia mbola manan-teny momba ity tanàna ity izay voalazanao sy voalazan’ny hafa hoe natolotra teo an-tanan’i Nebokadnetsara tamin’ny alalan’ny ady sy ny mosary ary ny areti-mandringana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ankehitriny anefa, na eo aza izany, Izaho TOMPO Andriamanitr’i Israely dia mbola manan-teny momba ity tanàna ity izay voalazanao sy voalazan’ny hafa hoe natolotra teo an-tanan’i Nebokadnetsara tamin’ny alalan’ny ady sy ny mosary ary ny areti-mandringana. Baiboly Protestanta Malagasy Koa noho izany dia izao no lazain’i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, ny amin’ity tanàna ity, izay ataonareo hoe: Hatolotra eo an-tànan’ny mpanjakan’i Babylona amin’ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana izy: Malagasy Bible Koa noho izany dia izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, ny amin'ity tanàna ity, izay ataonareo hoe: Hatolotra eo an-tànan'ny mpanjakan'i Babylona amin'ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana izy: La Bible en Malgache Koa noho izany dia izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, ny amin’ity tanàna ity, izay ataonareo hoe: Hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babilona amin’ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana izy: |
Indro ny tovon-tany hanafahana ny tanàna, efa mahatakatra azy, ary ny tanàna efa hatolotra eo an-tanan’ny Kaldeanina izay mamely azy, amin’ny sabatra, ny mosary sy ny pesta; dia tanteraka izay nolazainao, ka mahita izany Ianao.
Koa izao no lazain’i Iaveh: Indro ity tanàna ity, hatolotro eo an-tanan’ny Kaldeanina, sy eo an-tanan’i Nabokodonozora, mpanjakan’i Babilôna, ka ho azony.
Fa nasain’i Sedesiasa mpanjakan’i Jodà notanana izy, nataony hoe: «Nahoana ianao no maminany manao hoe: Izao no lazain’i Iaveh: Indro hatolotro ny mpanjakan’i Babilôna ity tanàna ity, ka ho azony;
Indro hangoniko izy ireo avy any amin’ny tany rehetra nandroahako azy azon’ny hatezerako amam-pahavinirako sy fisafoahako mafy; haveriko amin’ity fitoerana ity indray izy, ary hataoko mandry feizay eto.
Horavako ny voalobony aman’aviaviny, izay nataony hoe: Izany no tangy nomen’ireo lehilahiko ahy; ka hataoko manjary ala ireny, ary ny biby dia no hihinana azy.
Ny Lalàna dia nisisika nahabe ny fahadisoana; nefa tao amin’izay nahabe ny fahadisoana indrindra no nihoaran’ny fahasoavana ho ambony lavitra,