Jeremia 32:30 - Baiboly Katolika
Satria ny zanak’i Israely aman-janak’i Jodà, tsy nanao afa-tsy izay ratsy teo imasoko, hatramin’ny fahatanorany; ary ny zanak’i Israely tsy nanao afa-tsy izay hampahatezitra Ahy tamin’ny asan’ny tanany, - teny marin’i Iaveh. -
Jereo ny toko
Fa izay ratsy teo imasoko ihany no nataon’ny Zanak’Israely sy ny taranak’i Joda hatry ny fony ireo mbola kely; fa efa nampahatezitra Ahy tamin’ny asan’ny tanany ny Zanak’Israely, hoy NY TOMPO.
Jereo ny toko
Fa ny Israelita sy ny Jodeanina dia efa nanao izay ratsy teo imasoko hatramin’ny fiandohan’ny tantarany, ary tsy nisy asa nataony afa-tsy ny nampalahelo Ahy; teny hentitra avy amiko TOMPO izany.

Fa izay ratsy eo imasoko ihany no nataon’ny Zanak’Isiraely sy ny taranak’i Joda hatry ny fony ireo mbola kely; fa ny Zanak’Isiraely efa nampahatezitra Ahy tamin’ny asan’ny tànany, hoy Jehovah.
Jereo ny toko
Fa izay ratsy eo imasoko ihany no nataon'ny Zanak'Isiraely sy ny taranak'i Joda hatry ny fony ireo mbola kely; fa ny Zanak'Isiraely efa nampahatezitra Ahy tamin'ny asan'ny tànany, hoy Jehovah.