Jeremia 32:21 - Baiboly Katolika
Ianao no nanatsoaka an’i Israely olonao, tany amin’ny tany Ejipta, tamin’ny famantarana amam-pahagagana, tamin’ny tananao mahery aman-tsandry nahinjitra, ary tamin’ny fandatsahana fampahatahorana lehibe;
Jereo ny toko
Nitondra ny Israely olonao nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta Ianao tamin’ny famantarana sy ny fahagagana ary ny tanana mahery sy ny sandry nitsotra ary ny fampahatahorana lehibe,
Jereo ny toko
Naneho hery amam-pahefana Ianao raha nanao famantarana sy zava-mahagaga mampivarahontsana mba hamoahana ny Israelita vahoakanao hiala avy tany Ejipta.
Jereo ny toko
Naneho hery amam-pahefana Ianao raha nanao famantarana sy zava-mahagaga mampivarahontsana mba hamoahana ny Israelita vahoakanao hiala avy tany Ejipta.
Jereo ny toko
Ary nitondra ny Isiraely olonao nivoaka avy tany amin’ny tany Egypta Hianao tamin’ny famantarana sy ny fahagagana ary ny tànana mahery sy ny sandry nahinjitra ary ny fampahatahorana lehibe,
Jereo ny toko
Ary nitondra ny Isiraely olonao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta Hianao tamin'ny famantarana sy ny fahagagana ary ny tanana mahery sy ny sandry nahinjitra ary ny fampahatahorana lehibe,