Jeremia 32:22 - Baiboly Katolika22 ka nanome azy ireo ity tany ity, izay efa nianiananao tamin’ny razany homena azy, tany tondra-dronono aman-tantely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 ary nanome azy ity tany ity, izay efa nianiananao tamin’ny razany homena azy, dia tany tondra-dronono sy tantely. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA22 Nianiana tamin’ny razanay Ianao fa hanome azy ny tany izay misy anay ankehitriny, dia tany tondra-dronono sy tantely; ka nanome azy izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Nianiana tamin’ny razanay Ianao fa hanome azy ny tany izay misy anay ankehitriny, dia tany tondra-dronono sy tantely; ka nanome azy izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 ka dia nanome azy ity tany ity, izay efa nianiananao nolazainao tamin’ny razany homena azy, dia tany tondra-dronono sy tantely. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 ka dia nanome azy ity tany ity, izay efa nianiananao nolazainao tamin'ny razany homena azy, dia tany tondra-dronono sy tantely. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache22 ary nanome azy ity tany ity, izay efa nianiananao tamin’ny razany homena azy, dia tany tondra-dronono sy tantely. Jereo ny toko |
Ka hidina aho hamonjy azy amin’ny tanan’ny Ejiptianina, hitondra azy miakatra avy amin’ity tany ity, ho any amin’ny tany mahavokatra sy malalaka, tany tondra-dronono aman-tantely, dia any amin’ny tany honenan’ny Kananeanina, ny Heteanina, ny Amôreana, ny Ferezeanina, ny Heveanina ary ny Jeboseanina.