Jeremia 29:21 - Baiboly Katolika
Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika, Andriamanitr’i Israely, ny amin’i Akaba zanak’i Kôliasa, sy i Sedesiasa zanak’i Maasiasa, izay maminany lainga aminareo amin’ny Anarako: Indro izy hatolotro eo an-tanan’i Nabokodonozora, mpanjakan’i Babilôna, ka hovonoiny eo imasonareo.
Jereo ny toko
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely, ny amin’i Ahaba, zanak’i Kolaia, sy ny amin’i Zedekia, zanak’i Mahaseia, izay maminany lainga aminareo amin’ny anarako: Indro, hatolotro eo an-tanan’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, izy roa lahy dia hovonoiny eo imasonareo.
Jereo ny toko
dia izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady ilay Andriamanitr’i Israely ny amin’i Ahaba zanakalahin’i Kôlaià sy ny amin’i Tsidekià, zanakalahin’i Mahaseià: Na dia mihambo haminany amin’ny anarako aza izy roa lahy, dia mpilaza lainga. Indro hatolotro eo an-tanan’i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna izy ka hampamonoiny ho faty eo imasonareo.

Izao no lazain’i Jehovah, Tompon’ny maro, Andriamanitry ny Isiraely, ny amin’i Ahaba, zanak’i Kolaia, sy ny amin’i Zedekia, zanak’i Mahaseia, izay maminany lainga aminareo amin’ny anarako: Indro, hatolotro eo an-tanan’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babylona, izy, ka dia hovonoiny eo imasonareo.
Jereo ny toko
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely, ny amin'i Ahaba, zanak'i Kolaia, sy ny amin'i Zedekia, zanak'i Mahaseia, izay maminany lainga aminareo amin'ny anarako: Indro, hatolotro eo an-tanan'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, izy, ka dia hovonoiny eo imasonareo.