Tsy mbola lasa nivoaka hatrany amin’ny kianja afovoany akory i Izaia, dia tonga taminy ny tenin’i Iaveh nanao hoe:
Jeremia 28:12 - Baiboly Katolika Nony efa notapahin’i Hananiasa mpaminany ny jioga teny am-bozon’i Jeremia, dia tonga tamin’i Jeremia ny tenin’i Iaveh, nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nony efa notapahin’i Hanania mpaminany ho afaka tamin’ny vozon’i Jeremia mpaminany ny zioga dia tonga tamin’i Jeremia ny tenin’NY TOMPO nilaza hoe: DIEM PROTESTANTA Saingy taorian’ny nanapotehan’i Hananià mpaminany ny zioga izay nolanjain’i Jeremià teo an-tsorony, dia nisy baikon’ny TOMPO tamin’i Jeremià nanao hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Saingy taorian’ny nanapotehan’i Hananià mpaminany ny zioga izay nolanjain’i Jeremià teo an-tsorony, dia nisy baikon’ny TOMPO tamin’i Jeremià nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Dia tonga tamin’i Jeremia ny tenin’i Jehovah, nony efa notapahin’i Hanania mpaminany ho afaka tamin’ny vozon’i Jeremia mpaminany ny zioga, nanao hoe: Malagasy Bible Dia tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Jehovah, nony efa notapahin'i Hanania mpaminany ho afaka tamin'ny vozon'i Jeremia mpaminany ny zioga, nanao hoe: La Bible en Malgache Nony efa notapahin’i Hanania mpaminany ho afaka tamin’ny vozon’i Jeremia mpaminany ny zioga dia tonga tamin’i Jeremia ny tenin’NY TOMPO nilaza hoe: |
Tsy mbola lasa nivoaka hatrany amin’ny kianja afovoany akory i Izaia, dia tonga taminy ny tenin’i Iaveh nanao hoe:
Natao taminy ny tenin’i Iaveh tamin’ny andron’i Josiasa, zanak’i Amôna, mpanjakan’i Jodà, tamin’ny taona faha-13 nanjakany;
Izao no nolazain’i Iaveh tamiko: Manaova fatorana sy jioga ianao, ka ataovy eo ambony vozonao.