Jeremia 26:19 - Baiboly Katolika
Ka moa namono azy va i Ezekiasa sy i Jodà rehetra? Tsy natahotra an’i Iaveh ahay va izy ireo? Tsy nifona tamin’i Iaveh va izy? Dia nanenenan’i Iaveh ny loza nolazainy hamelezana azy ireo, hampidi-doza amin’ny fanahintsika?
Jereo ny toko
Moa namono azy va i Hezekia, mpanjakan’ny Joda, sy ny Joda rehetra? Tsy natahotra NY TOMPO va izy ka nifona tamin’NY TOMPO, dia nanenenan’NY TOMPO ny loza izay efa nolazainy hamelezany azy? Fa isika kosa izao dia mila hampiditra loza lehibe amin’ny tenantsika.
Jereo ny toko
Moa nampamono azy ho faty va i Hezekià mpanjaka sy ny vahoaka rehetra tao Joda? Tsia, fa nanaja ny TOMPO izy ary niezaka hampitony azy. Koa tsy nampiharin’ny TOMPO ilay loza efa nolazainy hamelezana azy. Fa isika kosa hampidi-doza lehibe ho an’ny tenantsika, raha manameloka ho faty io lehilahy io.

Moa namono azy va Hezekia, mpanjakan’ny Joda, sy ny Joda rehetra? Tsy natahotra an’i Jehovah va izy ka nifona tamin’i Jehovah, ka dia nanenenan’i Jehovah ny loza izay efa nolazainy hamelezany azy? Fa isika kosa izao dia mila hampidi-doza lehibe amin’ny tenantsika.
Jereo ny toko
Moa namono azy va Hezekia, mpanjakan'ny Joda, sy ny Joda rehetra? Tsy natahotra an'i Jehovah va izy ka nifona tamin'i Jehovah, ka dia nanenenan'i Jehovah ny loza izay efa nolazainy hamelezany azy? Fa isika kosa izao dia mila hampidi-doza lehibe amin'ny tenantsika.