Te hihaino izay holazain’i Iaveh Andriamanitra aho, - fa manana teny fiadanana ho an’ny vahoakany sy ny mpino Azy Izy, raha tahiny tsy miverina amin’ny fahadalany indray izy ireo. -
Jeremia 23:37 - Baiboly Katolika Izao no holazainareo amin’ny mpaminany: «Ahoana no navalin’i Iaveh taminao? Ahoana hoy i Iaveh?» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Izao no hanontanianareo amin’ny mpaminany: Ahoana no navalin’NY TOMPO anao? Ary ahoana no nolazain’NY TOMPO? DIEM PROTESTANTA Eny, izay tokony hanontanianareo ny mpaminany dia ny hoe: «Inona no navalin’ny TOMPO anao, inona no voalazan’ny TOMPO taminao?» Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Eny, izay tokony hanontanianareo ny mpaminany dia ny hoe: «Inona no navalin’ny TOMPO anao, inona no voalazan’ny TOMPO taminao?» Baiboly Protestanta Malagasy Izao no hanontanianareo amin’ny mpaminany; Ahoana no navalin’i Jehovah anao? Ary ahoana no nolazain’i Jehovah? Malagasy Bible Izao no hanontanianareo amin'ny mpaminany; Ahoana no navalin'i Jehovah anao? Ary ahoana no nolazain'i Jehovah? La Bible en Malgache Izao no hanontanianareo amin’ny mpaminany: Ahoana no navalin’NY TOMPO anao? Ary ahoana no nolazain’NY TOMPO? |
Te hihaino izay holazain’i Iaveh Andriamanitra aho, - fa manana teny fiadanana ho an’ny vahoakany sy ny mpino Azy Izy, raha tahiny tsy miverina amin’ny fahadalany indray izy ireo. -
fa tsy haverinao intsony kosa ny hoe: «Mavesatra ho an’i Iaveh!» Fa ny tenin’ny olona ihany no havesatra aminy avy; satria ianareo mamadika ny tenin’Andriamanitra velona, dia i Iavehn’ny tafika, Andriamanitsika.
Fa raha ataonao hoe: «Mavesatra ho an’i Iaveh,» dia izao kosa no lazain’i Iaveh: «Noho ianareo nilaza ny teny hoe: Mavesatra ho an’i Iaveh, rehefa naniraka tany aminareo anefa Aho hilaza aminareo hoe: Aza manao hoe: Entan’i Iaveh intsony;