Raha mitodika azy ny olona dia miramiran’ny hafaliana, ary tsy safo-kenatra ny tavany.
Jeremia 20:13 - Baiboly Katolika Mihirà ho an’i Iaveh, miderà an’i Iaveh, fa manafaka ny fanahin’ny ory, amin’ny tanan’ny ratsy fanahy Izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Mihirà ho an’NY TOMPO, miderà NY TOMPO; fa mamonjy ny mahantra amin’ny tanan’ny mpanao ratsy Izy. DIEM PROTESTANTA Mihirà ho an’ny TOMPO; eny, ankalazao ny TOMPO, satria Izy no nanafaka ny malahelo teo an-tanan’ny olon-dratsy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Mihirà ho an’ny TOMPO; eny, ankalazao ny TOMPO, satria Izy no nanafaka ny malahelo teo an-tanan’ny olon-dratsy. Baiboly Protestanta Malagasy Mihirà ho an’i Jehovah, Miderà an’i Jehovah; Fa Izy namonjy ny fanahin’ny malahelo tamin’ny tànan’ny mpanao ratsy. Malagasy Bible Mihirà ho an'i Jehovah, miderà an'i Jehovah; Fa Izy namonjy ny fanahin'ny malahelo tamin'ny tanan'ny mpanao ratsy. La Bible en Malgache Mihirà ho an’NY TOMPO, miderà NY TOMPO; fa mamonjy ny mahantra amin’ny tanan’ny mpanao ratsy Izy. |
Raha mitodika azy ny olona dia miramiran’ny hafaliana, ary tsy safo-kenatra ny tavany.
Rehefa mahita izany ny mahantra dia hifaly; ary ho velom-bolo koa ny fonareo mitady an’Andriamanitra.
Hanomezany rariny ny olona ory eo amin’ny vahoakany, sy hamonjeny ny zanaky ny mahantra, ary hanorotoroany ny mpampahory!
Ianao no trano mimanda ho an’ny osa, trano mimanda ho an’ny mahantra anatin’ny fahoriany, fialofana amin’ny hainandro midaindaina, fa ny fifofofon’ny mpanao jadon’ny mpanjaka dia toy ny ranonoram-baratra miantonta amin’ny ampiantany.
Hanafaka anao amin’ny tanan’ny ratsy fanahy Aho, ary hanavotra anao amin’ny tanan’ny mpanao an-keriny.»
Fa izao no lazain’i Iaveh: Mihobia an-kafaliana, ny amin’i Jakôba, manaova firavoravoana, noho ny amin’ilay lohan’ny firenena; ataovy re ny feonareo, mihirà hira fiderana, ka lazao hoe: «Ry Iaveh, vonjeo ny olonao, dia ny sisa amin’i Israely!»