Jeremia 16:6 - Baiboly Katolika
Amin’ity tany ity, na ny lehibe na ny kely, ho faty avokoa, nefa tsy hisy levenana na fitomaniana ho azy; tsy hisy hiteti-tena na hibory noho ny aminy ny olona.
Jereo ny toko
Ho faty na ny lehibe na ny kely amin’ity tany ity; samy tsy halevina na hisaonana izy, tsy hitetehan’ny sasany tena, na hihetezany volo koa
Jereo ny toko
Fa na mpanankarena na mahantra no maty amin’ity tany ity, dia tsy halevina na hitomaniana na hanehoana alahelo amin’ny fitetehan-tena na hiboriana volo.
Jereo ny toko
Fa na mpanankarena na mahantra no maty amin’ity tany ity, dia tsy halevina na hitomaniana na hanehoana alahelo amin’ny fitetehan-tena na hiboriana volo.
Jereo ny toko
Ho faty na ny lehibe na ny kely amin’ity tany ity; Samy tsy halevina na hisaonana izy, Na hitetehan’ny sasany tena, na hiboriany;
Jereo ny toko
Ho faty na ny lehibe na ny kely amin'ity tany ity; Samy tsy halevina na hisaonana izy, na hitetehan'ny sasany tena, na hiboriany;
Jereo ny toko
Ho faty na ny lehibe na ny kely amin’ity tany ity; samy tsy halevina na hisaonana izy, tsy hitetehan’ny sasany tena, na hihetezany volo koa
Jereo ny toko