Ny mpaminany, maminany lainga, ny mpisorona, mitondra araka izay sitrak’ireo mpaminany ireo; ary ny vahoakako mankasitraka izany! Ka inona no hataonareo hiafaran’izany rehetra izany?»
Jeremia 11:9 - Baiboly Katolika Hoy i Iaveh tamiko: «Nisy firaisan-tetika hikomy tao amin’ny olon’i Jodà, sy amin’ny mponin’i Jerosalema. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary hoy koa NY TOMPO tamiko: Misy tetika fikomiana hita ao amin’ny Joda sy amin’ny mponina any Jerosalema. DIEM PROTESTANTA Ary hoy koa ny TOMPO tamiko: –Misy tetika fikomiana hita ao amin’ny olon’i Joda sy ny mponin’i Jerosalema. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary hoy koa ny TOMPO tamiko: –Misy tetika fikomiana hita ao amin’ny olon’i Joda sy ny mponin’i Jerosalema. Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy koa Jehovah tamiko: Misy tetika fikomiana hita ao amin’ny Joda Sy amin’ny mponina any Jerosalema. Malagasy Bible Ary hoy koa Jehovah tamiko: Misy tetika fikomiana hita ao amin'ny Joda sy amin'ny mponina any Jerosalema. La Bible en Malgache Ary hoy koa NY TOMPO tamiko: Misy tetika fikomiana hita ao amin’ny Joda sy amin’ny mponina any Jerosalema. |
Ny mpaminany, maminany lainga, ny mpisorona, mitondra araka izay sitrak’ireo mpaminany ireo; ary ny vahoakako mankasitraka izany! Ka inona no hataonareo hiafaran’izany rehetra izany?»
Satria hatramin’ny kely ka hatramin’ny lehibe samy manao filàna tsy marina avokoa; hatramin’ny mpaminany ka hatramin’ny mpisorona samy mamitaka avokoa.
Noho izany, dia homeko ny hafa ny vadiny, ary ny sahany homeko ny tompo hafa; satria hatramin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra, samy manao filàna tsy marina avokoa; ary hatramin’ny mpaminany ka hatramin’ny mpisorona, samy mpamitaka avokoa.
Mova tsy ny andian-jiolahy manao otrika, ny andia-mpisorona mamono olona, eo amin’ny lalana mankany Sikema; fa mahavita heloka be vava izy ireo.
Ny mpifehy ao aminy, mitsara noho ny kolikoly, ary ny mpisorona, mampianatra noho ny karama, ary ny mpaminany, maminany noho ny vola, ary miankina amin’i Iaveh izy manao hoe: Moa tsy eto amintsika va i Iaveh? Tsy mety hanjò antsika ny loza!
ka nanao taminy hoe: «Homenareo hoatrinona aho, dia hatolotro anareo Izy?» Dia nanisa farantsa kely telopolo ho azy izy ireo.