Isaia 8:4 - Baiboly Katolika
Fa alohan’ny hahaizan’io zaza io miantso hoe: Dada sy Neny dia hoaterina eo anatrehan’ny mpanjakan’i Asiria ny haren’i Damasy sy ny babo azo tamin’i Samaria.»
Jereo ny toko
Satria raha tsy mbola mahatonona hoe: Dada! Neny! Io zazalahy io dia hoentina eo anatrehan’ny mpanjakan’i Asiria ny harenan’i Damaskosy sy ny fananan’i Samaria.
Jereo ny toko
Fa raha tsy mbola mahay miantso Dada sy Neny akory io zaza io, dia hoentina eo anatrehan’ny mpanjakan’i Asiria ny haren’i Damasy sy ny remby voababo tao Samaria.
Jereo ny toko
Fa raha tsy mbola mahay miantso Dada sy Neny akory io zaza io, dia hoentina eo anatrehan’ny mpanjakan’i Asiria ny haren’i Damasy sy ny remby voababo tao Samaria.
Jereo ny toko
Fa raha tsy mbola mahatonona hoe Idada na Ineny io zazalahy io, dia hobaboina eo anatrehan’ny mpanjakan’i Asyria ny haren’i Damaskosy sy ny fananan’i Samaria.
Jereo ny toko
Fa raha tsy mbola mahatonona hoe Idada na Ineny io zazalahy io, dia hobaboina eo anatrehan'ny mpanjakan'i Asyria ny haren'i Damaskosy sy ny fananan'i Samaria.
Jereo ny toko
Satria raha tsy mbola mahatonona hoe: Dada! Neny! Io zazalahy io dia hoentina eo anatrehan’ny mpanjakan’i Asiria ny harenan’i Damaskosy sy ny fananan’i Samaria.
Jereo ny toko