Hihinana ny tra-pahoriana ka ho voky; hidera an’i Iaveh izay mitady Azy. Ho velona indray mandrakizay anie ny fonareo!
Isaia 42:12 - Baiboly Katolika Aoka hanome voninahitra an’i Iaveh, sy hitory fiderana Azy eny amin’ny nosy! Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Aoka homena voninahitra NY TOMPO ary hotorina any amin’ny nosy ny fiderana Azy! DIEM PROTESTANTA Hanome voninahitra ny TOMPO anie ireny; ary aoka hitory ny fiderana Azy ny mponina any amin’ny nosy lavitra! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hanome voninahitra ny TOMPO anie ireny; ary aoka hitory ny fiderana Azy ny mponina any amin’ny nosy lavitra! Baiboly Protestanta Malagasy Aoka hanome voninahitra an’i Jehovah izy Ary hitory ny fiderana Azy any amin’ny nosy. Malagasy Bible Aoka hanome voninahitra an'i Jehovah izy Ary hitory ny fiderana Azy any amin'ny nosy. La Bible en Malgache Aoka homena voninahitra NY TOMPO ary hotorina any amin’ny nosy ny fiderana Azy! |
Hihinana ny tra-pahoriana ka ho voky; hidera an’i Iaveh izay mitady Azy. Ho velona indray mandrakizay anie ny fonareo!
Manaova hobin-kafaliana mankamin’Andriamanitra, ry tany rehetra; hirao ny voninahitry ny Anarany, ataovy manetriketrika ny fankalazana Azy.
«Miderà an’i Iaveh, miantsoa ny Anarany; torio amin’ny firenena ny asany lehibe, ataovy antso avo, fa tafasandratra ny Anarany,
tsy ho ketraka izy na ho kivy akory, mandra-panoriny ny rariny amin’ny tany; ary ny nosy hiandry ny lalàny.
Dia hoy ny navaliny: «Vay volamena dimy, sy totozy volamena dimy, araka ny isan’ny andrian’ny Filistinina, fa aretina iray ihany no nahazo anareo sy ny andrianareo. Koa manaova sarin’ny vainareo sy sarin’ny totozinareo, izay manimba ny tany; izany no anomezo voninahitra ny Andriamanitr’i Israely; fa angamba Izy hitsahatra tsy hanampatra ny tanany aminareo sy ny andriamanitrareo ary ny taninareo.