Niantso ny mpitily nampandre ny mpanjaka. Ka hoy ny mpanjaka: «Raha irery izy, dia zava-baovao tsara no ao am-bavany.» Mbola tamy manatona eo ihany ilay anankiray,
Isaia 21:6 - Baiboly Katolika Fa izao no nolazain’ny Tompo tamiko: «Mandehana mametraka tily, ka aoka holazainy izay hitany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa izao no nolazain’NY TOMPO tamiko: Mandehana, manendre mpitily, koa izay hitany no aoka holazainy. DIEM PROTESTANTA Fa izao tokoa no nolazain’ny Tompo tamiko: «Ndeha mametraka mpitily ianao, ka aoka io no hanambara izay hitany! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa izao tokoa no nolazain’ny Tompo tamiko: «Ndeha mametraka mpitily ianao, ka aoka io no hanambara izay hitany! Baiboly Protestanta Malagasy Fa izao no nolazain’i Jehovah tamiko: Mandehana, manendre tily; Ka izay hitany no aoka holazainy. Malagasy Bible Fa izao no nolazain'i Jehovah tamiko: Mandehana, manendre tily; Ka izay hitany no aoka holazainy. La Bible en Malgache Fa izao no nolazain’NY TOMPO tamiko: Mandehana, manendre mpitily, koa izay hitany no aoka holazainy. |
Niantso ny mpitily nampandre ny mpanjaka. Ka hoy ny mpanjaka: «Raha irery izy, dia zava-baovao tsara no ao am-bavany.» Mbola tamy manatona eo ihany ilay anankiray,
Tojo ahy ny mpiambina izay misafo ny tanàna: - Mba hitanareo va ilay malalan’ny foko? -
Eo ambonin’ny mandanao, ry Jerosalema, no efa nametrahako mpiambina; ka tsy hangina intsony ireny, na andro na alina.
«Ry zanak’olona, tendreko ho mpitily eo amin’ny taranak’i Israely ianao, hihaino ny teny haloaky ny vavako ianao; ary hananatra azy ireo amin’ny Anarako.