Isaia 21:14 - Baiboly Katolika Mitondrà rano hitsenàna an’izay mangetaheta! Ny mponina amin’ny tanin’i Temà, manatitra mofo ho an’ny mpandositra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Itondray rano ny mangetaheta; itondray mofo mitsena ireo olona mandositra, ry mponina amin’ny tany Tema. DIEM PROTESTANTA Ianareo mponin’ny faritr’i Temà, ndeha tsenao ireo mangetaheta ka itondray rano, ndeha atreho ireo mpandositra ka omeo hanina. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ianareo mponin’ny faritr’i Temà, ndeha tsenao ireo mangetaheta ka itondray rano, ndeha atreho ireo mpandositra ka omeo hanina. Baiboly Protestanta Malagasy Itondrana rano ny mangetaheta; Ny mponina amin’ny tany Tema mitsena hanina ny mandositra; Malagasy Bible Itondrana rano ny mangetaheta; Ny mponina amin'ny tany Tema mitsena hanina ny mandositra; La Bible en Malgache Itondray rano ny mangetaheta; itondray mofo mitsena ireo olona mandositra, ry mponina amin’ny tany Tema. |
Nanandrandra azy ny andia-mpivahiny avy any Temà; nanantena azy ny mpandeha avy any Sabà.
Raha noana ny fahavalonao, omeo mofo hohaniny, raha mangetaheta izy, omeo rano hosotroiny;
Omeo hanina ny fahavalonao raha noana, ary omeo hosotroina izy raha mangetaheta, fa ny fanaovana izany no hanangonanao vain’afo ho eo an-dohany.