Isaia 21:15 - Baiboly Katolika15 Fa izy nandositra teo anatrehan’ny sabatra, teo anatrehan’ny sabatra voatsoaka, teo anatrehan’ny tsipìka voahenjana, teo anatrehan’ny ady mahatsiravina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Fa mandositra ny sabatra ireo, dia ny sabatra voatsoaka sy ny tsipìka voahenjana ary ny havesatry ny ady. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 Fa nandositra teo anoloan’ny sabatra ireny, teo anoloan’ny sabatra tsy nitsitsitsitsy sy teo anoloan’ny tsipîka nihenjana ary teo anoloan’ny ady mahery vaika. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Fa nandositra teo anoloan’ny sabatra ireny, teo anoloan’ny sabatra tsy nitsitsitsitsy sy teo anoloan’ny tsipîka nihenjana ary teo anoloan’ny ady mahery vaika. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Fa mandositra ny sabatra ireo, Dia ny sabatra voatsoaka Sy ny tsipìka voahenjana Ary ny havesatry ny ady. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Fa mandositra ny sabatra ireo, dia ny sabatra voatsoaka sy ny tsipìka voahenjana ary ny havesatry ny ady. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 Fa mandositra ny sabatra ireo, dia ny sabatra voatsoaka sy ny tsipìka voahenjana ary ny havesatry ny ady. Jereo ny toko |