Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Isaia 21:14 - Baiboly Katolika

14 Mitondrà rano hitsenàna an’izay mangetaheta! Ny mponina amin’ny tanin’i Temà, manatitra mofo ho an’ny mpandositra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Itondray rano ny mangetaheta; itondray mofo mitsena ireo olona mandositra, ry mponina amin’ny tany Tema.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

14 Ianareo mponin’ny faritr’i Temà, ndeha tsenao ireo mangetaheta ka itondray rano, ndeha atreho ireo mpandositra ka omeo hanina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Ianareo mponin’ny faritr’i Temà, ndeha tsenao ireo mangetaheta ka itondray rano, ndeha atreho ireo mpandositra ka omeo hanina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Itondrana rano ny mangetaheta; Ny mponina amin’ny tany Tema mitsena hanina ny mandositra;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Itondrana rano ny mangetaheta; Ny mponina amin'ny tany Tema mitsena hanina ny mandositra;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Itondray rano ny mangetaheta; itondray mofo mitsena ireo olona mandositra, ry mponina amin’ny tany Tema.

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 21:14
8 Rohy Ifampitohizana  

i Hadada, i Temà, i Jetora, i Nafisy ary i Sedmà.


i Masmà, i Domà, i Masà, i Hadada, i Temà,


Nanandrandra azy ny andia-mpivahiny avy any Temà; nanantena azy ny mpandeha avy any Sabà.


Raha noana ny fahavalonao, omeo mofo hohaniny, raha mangetaheta izy, omeo rano hosotroiny;


Omeo hanina ny fahavalonao raha noana, ary omeo hosotroina izy raha mangetaheta, fa ny fanaovana izany no hanangonanao vain’afo ho eo an-dohany.


Mifampiantranoa, ka aza asiana monjomonjo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra