Isaia 2:14 - Baiboly Katolika hamelezana ny tendrombohitra avo rehetra, mbamin’ny havoana manerinerina rehetra; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny tendrombohitra avo rehetra, ny havoana manerinerina, DIEM PROTESTANTA ny tendrombohitra avo sy ny havoana manerinerina rehetra; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny tendrombohitra avo sy ny havoana manerinerina rehetra; Baiboly Protestanta Malagasy Sy ny tendrombohitra avo rehetra Sy ny havoana andrandraina Malagasy Bible Sy ny tendrombohitra avo rehetra Sy ny havoana andrandraina La Bible en Malgache ny tendrombohitra avo rehetra, ny havoana manerinerina, |
Eny an-tendrombohitra avo rehetra, eny an-kavoana avo rehetra hisy sakeli-drano aman-dranovelona, amin’ny andro famonoam-be, dia hianjeran’ny tilikambo.
Aoka ny lohasaha rehetra hasandratra; ny tendrombohitra aman-kavoana rehetra haetry; ny avo hanjary tany lemaka; ary ny vato mideza ho lembalemba.
Ravanay ny fisainan’olombelona mbamin’ny zavatra avo rehetra, izay mitsangana hanohitra ny fahalalana an’Andriamanitra; ary baboinay hanaiky an’i Kristy ny hevitra rehetra.