Isaia 16:1 - Baiboly Katolika
Alefaso ny zanak’ondry mpanapaka ny tany, avy any Petrà, hamaky ny efitra, ho any an-tendrombohitry ny zanakavavin’i Siôna.
Jereo ny toko
Anatero zanak’ondry ny mpanapaka amin’ny tany, hatreo Sela ka manerana ny tany efitra hatrany amin’ny tendrombohitr’i Ziona zanakavavy.
Jereo ny toko
«Avy ao Sela any an-taniefitra no alefaso ny ondrilahin’ilay mpifehy ny tany ho any amin’ny tendrombohitra Tsiôna.»
Jereo ny toko
«Avy ao Sela any an-taniefitra no alefaso ny ondrilahin’ilay mpifehy ny tany ho any amin’ny tendrombohitra Tsiôna.»
Jereo ny toko
Atero ny zanak’ondrin’ny mpanapaka ny tany, Dia miala an’i Sela ka mamaky ny efitra Hatramin’ny tendrombohitr’i Ziona zanakavavy.
Jereo ny toko
Atero ny zanak'ondrin'ny mpanapaka ny tany, dia miala an'i Sela ka mamaky ny efitra hatramin'ny tendrombohitr'i Ziona zanakavavy.
Jereo ny toko
Anatero zanak’ondry ny mpanapaka amin’ny tany, hatreo Sela ka manerana ny tany efitra hatrany amin’ny tendrombohitr’i Ziona* zanakavavy.
Jereo ny toko