Isaia 10:18 - Baiboly Katolika
Ka ny voninahitry ny ala amam-boly hazo mamoa hofoanany hatramin’ny fanahy ka hatramin’ny vatana; hanahaka ny marary matin’ny singotr’àty izany.
Jereo ny toko
ary holevoniny tanteraka ny voninahitry ny alany sy ny sahany mahavokatra. Ho tahaka ny fitofezaky ny marary mafy izany.
Jereo ny toko
Holevoniny tanteraka ny alany mirenty mbamin’ny sahany mahavokatra; ho toy ny marary miala aina izany.
Jereo ny toko
Holevoniny tanteraka ny alany mirenty mbamin’ny sahany mahavokatra; ho toy ny marary miala aina izany.
Jereo ny toko
Ary ny voninahitry ny alany sy ny sahany mahavokatra dia holevoniny, Na ny fanahiny, na ny nofony, Ka ho tahaka ny fifezak’izay marary mafy izany.
Jereo ny toko
Ary ny voninahitry ny alany sy ny sahany mahavokatra dia holevoniny, na ny fanahiny, na ny nofony, ka ho tahaka ny fifezak'izay marary mafy izany.
Jereo ny toko
ary holevoniny tanteraka ny voninahitry ny alany sy ny sahany mahavokatra. Ho tahaka ny fitofezaky ny marary mafy izany.
Jereo ny toko