Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Isaia 10:19 - Baiboly Katolika

19 Ho azo isaina ny hazo sisa any an’alany; zaza iray dia hahalatsaka an-tsoratra azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Ho vitsy ny hazo sisa any an’alany ka na zazakely aza dia hahasoratra ny isany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

19 Hazo vitsy sisa no ho tavela amin’ny alany, ka na ny zaza bodo aza dia afaka hanisa azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Hazo vitsy sisa no ho tavela amin’ny alany, ka na ny zaza bodo aza dia afaka hanisa azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Ary ho vitsy ny hazo sisa any an-alany, Ka na dia izay mbola zaza aza hahasoratra azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 Ary ho vitsy ny hazo sisa any an'alany, ka na dia izay mbola zaza aza hahasoratra azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 Ho vitsy ny hazo sisa any an’alany ka na zazakely aza dia hahasoratra ny isany.

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 10:19
5 Rohy Ifampitohizana  

Hataoko mahalana mihoatra noho ny volamena madio, ny olombelona; mahalana mihoatra noho ny volamena avy any Ofira.


Nefa ny ala, haripaky ny havandra; ary ny tanàna, haetry ambany dia ambany.


Dia nivoaka ny Anjelin’i Iaveh, ka namely olona 185.000 teo an-tobin’ny Asirianina, ary nony vao nifoha ny olona tamin’ny maraina dia indreo maty avokoa ireo.


Ary izay vitsy kely no ho afa-mandositra ny sabatra, dia ho tafaverina any amin’ny tanin’i Jodà, avy atỳ amin’ny tany Ejipta. Ka dia ho fantatr’izay sisa amin’i Jodà rehetra, dia izay tonga tany Ejipta, hitoetra tany, izay tò teny, na izaho, na izy ireo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra