Hosea 2:22 - Baiboly Katolika
hofofoiko ho Ahy amin’ny fahamarinana ianao, ka hahalala an’i Iaveh.
Jereo ny toko
Hofofoiko ho vadiko amin’ny fahamarinana ianao ka hahalala NY TOMPO.
Jereo ny toko
Hofofoiko ho vadiko amin’ny fahamarinana ianao ka hiaiky Ahy ho TOMPO.
Jereo ny toko
Hofofoiko ho vadiko amin’ny fahamarinana ianao ka hiaiky Ahy ho TOMPO.
Jereo ny toko
Eny, hofofoiko ho vadiko amin’ny fahamarinana hianao, Ka dia hahalala an’i Jehovah.
Jereo ny toko
Eny, hofofoiko ho vadiko amin'ny fahamarinana ianao. Ka dia hahalala an'i Jehovah.
Jereo ny toko
Hofofoiko ho vadiko amin’ny fahamarinana ianao ka hahalala NY TOMPO.
Jereo ny toko