Joela 2:19 - Baiboly Katolika19 Dia namaly i Iaveh ka nanao tamin’ny vahoakany hoe: «Indro ianareo efa nandefasako vary, sy divay vaovao aman-diloilo, dia ho vokin’izany ianareo; ary tsy hataoko fandatsa any amin’ny firenena intsony ianareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Eny, NY TOMPO niteny tamin’ny olony hoe: Indro, handefa varimbazaha sy ranom-boaloboka ary diloilo vaovao ho anareo Aho ka ho vokin’izany ianareo; ary tsy havelako ho latsa any amin’ny Jentilisa intsony ianareo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA19 ka mamaly vavaka azy hoe: «Handefa varimbazaha sy divay ary menaka ho anareo AHO. Ho vokin’izany ianareo ka tsy havelako intsony holatsain’ny hafa firenena. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 ka mamaly vavaka azy hoe: «Handefa varimbazaha sy divay ary menaka ho anareo AHO. Ho vokin’izany ianareo ka tsy havelako intsony holatsain’ny hafa firenena. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Eny, Jehovah namaly ka nanao amin’ny olony hoe: Indro, hanatitra ny divay sy ny ranom-boaloboka ary ny diloilo ho anareo Aho, Ka ho vokin’izany hianareo; Ary tsy havelako ho latsa any amin’ny jentilisa intsony hianareo. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Eny, Jehovah namaly ka nanao amin'ny olony hoe: Indro, hanatitra ny divay sy ny ranom-boaloboka ary ny diloilo ho anareo Aho, ka ho vokin'izany ianareo; Ary tsy havelako ho latsa any amin'ny Jentilisa intsony ianareo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 Eny, NY TOMPO niteny tamin’ny olony hoe: Indro, handefa varimbazaha sy ranom-boaloboka ary diloilo vaovao ho anareo Aho ka ho vokin’izany ianareo; ary tsy havelako ho latsa any amin’ny Jentilisa intsony ianareo. Jereo ny toko |