Hagay 1:13 - Baiboly Katolika
Ary i Akjea, irak’i Iaveh, araka ny didin’i Iaveh, niteny tamin’ny vahoaka, nanao hoe: Momba anareo Aho - teny marin’i Iaveh.
Jereo ny toko
Ary nambaran’i Hagay, iraky NY TOMPO, ny teny nampitondrain’NY TOMPO ho amin’ny olona hoe: Izaho no momba anareo, hoy NY TOMPO.
Jereo ny toko
Dia araka ny hafatra nampitondrain’ny TOMPO ho an’ny vahoaka no nitenenan’i Hagay iraky ny TOMPO hoe: –Izaho no miaraka aminareo. Fampanantenana hentitra avy amiko TOMPO izany.

Ary nambaran’i Hagay, irak’i Jehovah, ny teny nampitondrain’i Jehovah ho amin’ny olona nanao hoe: Izaho no momba anareo, hoy Jehovah.
Jereo ny toko
Ary nambaran'i Hagay, irak'i Jehovah, ny teny nampitondrain'i Jehovah ho amin'ny olona nanao hoe: Izaho no momba anareo, hoy Jehovah.
Jereo ny toko
Ary nambaran’i Hagay, iraky NY TOMPO, ny teny nampitondrain’NY TOMPO ho amin’ny olona hoe: Izaho no momba anareo, hoy NY TOMPO.
Jereo ny toko