Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Genesisy 5:16 - Baiboly Katolika

Mbola velona telopolo amby valon-jato taona i Malaleela taorian’ny niterahany an’i Jareda, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ny andro niainan’i Mahalalila taorianan’ny niterahany an’i Jareda dia telopolo sy valonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Taorian’ny nahaterahan’i Jereda, dia mbola velona nandritra ny 830 taona i Mahalalèla, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Taorian’ny nahaterahan’i Jereda, dia mbola velona nandritra ny 830 taona i Mahalalèla, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary ny andro niainan’i Mahalalila taorian’ny niterahany an’i Jareda dia telo-polo amby valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary ny andro niainan'i Mahalalila taorian'ny niterahany an'i Jareda dia telo-polo amby valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ny andro niainan’i Mahalalila taorianan’ny niterahany an’i Jareda dia telopolo sy valonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko



Genesisy 5:16
3 Rohy Ifampitohizana  

Dimy amby enimpolo taona ny andro niainan’i Malaleela, vao niteraka an’i Jareda izy.


Dimy amby sivifolo sy valon-jato taona no andro rehetra niainan’i Malaleela; dia maty izy.


zanak’i Matosale, zanak’i Enôka, zanak’i Jareda zanak’i Malaleela, zanak’i Kainàna,