Mbola velona efapolo sy valon-jato taona i Kainany taorian’ny niterahany an’i Malaleela, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy.
Genesisy 5:14 - Baiboly Katolika Folo amby sivin-jato taona no andro rehetra niainan’i Kainany; dia maty izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny andro rehetra niainan’i Kenana dia folo sy sivinjato taona; dia maty izy. DIEM PROTESTANTA Nisy 910 taona ny andro rehetra niainan’i Kenàna, dia maty izy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nisy 910 taona ny andro rehetra niainan’i Kenàna, dia maty izy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny andro rehetra nianian’i Kenana dia folo amby sivin-jato taona; dia maty izy. Malagasy Bible Ary ny andro rehetra niainan'i Kenana dia folo amby sivin-jato taona; dia maty izy. La Bible en Malgache Ny andro rehetra niainan’i Kenana dia folo sy sivinjato taona; dia maty izy. |
Mbola velona efapolo sy valon-jato taona i Kainany taorian’ny niterahany an’i Malaleela, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy.