Genesisy 49:17 - Baiboly Katolika Bibilava eo an-dalana i Dana, menarana eo an-tsakeli-dalana izy; kaikeriny ny kitrokelin-tsoavaly, Mba hitatàvoka mitsilany ny mpitaingina azy, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Dana dia ho menarana ao amoron-dalana, ho bibilava misy tandroka ao an-dalana izy, manaikitra ny kitrokelin’ny soavaly ka potraka miantsilany ny mpitaingina azy. DIEM PROTESTANTA Toa bibilava mamitsaka eny an-dalana izy, ary tahaka ny menarana eo amoron-dalana; kaikerin’ny menarana ny traingon-tsoavaly ka mianjera mitsilany ny mpitaingina azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Toa bibilava mamitsaka eny an-dalana izy, ary tahaka ny menarana eo amoron-dalana; kaikerin’ny menarana ny traingon-tsoavaly ka mianjera mitsilany ny mpitaingina azy. Baiboly Protestanta Malagasy Dana ho menarana ao amoron-dàlana, Ho bibilava misy tandroka ao an-dàlana izy, Izay manaikitra ny kitrokelin’ny soavaly, Ka potraka miantsilany ny mpitaingina azy. Malagasy Bible Dana ho menarana ao amoron-dalana, ho bibilava misy tandroka ao an-dalana izy, izay manaikitra ny kitrokelin'ny soavaly, ka potraka miantsilany ny mpitaingina azy. La Bible en Malgache I Dana dia ho menarana ao amoron-dalana, ho bibilava misy tandroka ao an-dalana izy, manaikitra ny kitrokelin’ny soavaly ka potraka miantsilany ny mpitaingina azy. |
Raha manaikitra ny bibilava fa tsy natao izay hampahasondriana azy, dia tsy misy tombon-tsoa ho an’ny mpampahasondriana.