Hoy i Lôta tamin’izy ireo: «Tsia, tompoko. Efa nahita fitia eo imasonao ihany ny mpanomponao:
Genesisy 48:18 - Baiboly Katolika Ary hoy i Josefa tamin-drainy: «Tsy izao no izy, ry ikaky, fa ity no lahy matoa ka apetraho eo amin’ny lohany ny tananao havanana.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 sady hoy i Josefa tamin’ny rainy: Tsy izao no izy, ry Ikaky! Fa ity no lahimatoa ka apetraho eo amin’ny lohany ny tananao havanana. DIEM PROTESTANTA sady hoy i Jôsefa tamin-drainy: –Tsy izao no izy, ry dada; fa ity no lahimatoa, koa apetraho eo an-dohany ny tananao havanana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara sady hoy i Jôsefa tamin-drainy: –Tsy izao no izy, ry dada; fa ity no lahimatoa, koa apetraho eo an-dohany ny tananao havanana. Baiboly Protestanta Malagasy ka hoy Josefa tamin’ny rainy: Tsy izao no izy, ry ikaky; fa ity no lahimatoa, ka apetraho eo amin’ny lohany ny tànanao ankavanana. Malagasy Bible ka hoy Josefa tamin'ny rainy: Tsy izao no izy, ry ikaky; fa ity no lahimatoa, ka apetraho eo amin'ny lohany ny tananao ankavanana. La Bible en Malgache sady hoy i Josefa tamin’ny rainy: Tsy izao no izy, ry Ikaky! Fa ity no lahimatoa ka apetraho eo amin’ny lohany ny tananao havanana. |
Hoy i Lôta tamin’izy ireo: «Tsia, tompoko. Efa nahita fitia eo imasonao ihany ny mpanomponao:
Ary nalain-dRebekà ny fitafian’i Esao, zanany lahy matoa, ny tsara indrindra, izay tao an-trano, ka nampitafiany an’i Jakôba, zanany lahy aivo.
Nipetraka teo anatrehan’i Josefa ireo rahalahiny, dia ny lahimatoa araka ny fizokiany, ny faralahy koa araka ny taonany, ka nifampijerijery sady gagagaga izy ireo.
Nony hitan’i Josefa fa napetra-drainy tamin’ny lohan’i Efraima ny tanany havanana, dia tsy sitrany izany, ka nalainy ny tanan-drainy hesoriny eo ambonin’ny lohan’i Efraima hatao eo amin’ny an’i Manase.
Tsy nety anefa i rainy fa hoy izy: «Fantatro ihany anaka. Ho tonga firenena koa izy, ho tonga lehibe koa izy, kanefa ho lehibe noho izy ny zandriny, ary ho tonga firenena maro ny taranany.»
I Robena ô, ianao lahimatoako. Heriko sy voalohan-teraky ny tanjako, ka manan-tombom-boninahitra, manan-tombom-pahefana,
Tsia, ianareo lehilahy no mandehana ka manompoa an’i Iaveh, fa izany ihany no angatahinareo.» Dia noroahina hiala teo anatrehan’i Faraôna izy ireo.
Ndrao tsy ampy ho anay sy anareo, hoy ny navalin’ny hendry azy; fa aleo mankany amin’ny mpivarotra ianareo, ka mividiana ho anareo›.
Fa namaly i Piera ka nanao hoe: «Sanatria, Tompoko, tsy mbola nihinan-javatra fady sy maloto aho.»
Fa hoy izaho: Sanatria, Tompoko, tsy mbola nisy zavatra fady sy maloto mba niditra tao am-bavako.