Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 29:26 - Baiboly Katolika

26 Ary hoy no navalin’i Labàna: «Tsy fanao aty ny mamoaka ny zandriny alohan’ny zokiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 Fa hoy i Labana: Tsy fanao atỳ amin’ny taninay ny mamoaka ny zandriny alohan’ny zokiny.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

26 Dia namaly i Labàna hoe: –Tsy fomban-tany aty aminay ny mampanambady ny zandriny alohan’ny zokiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Dia namaly i Labàna hoe: –Tsy fomban-tany aty aminay ny mampanambady ny zandriny alohan’ny zokiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 Dia hoy Labana: Tsy fanao atỳ amin’ny taninay ny mamoaka ny zandriny alohan’ny zokiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 Dia hoy Labana: Tsy fanao atỳ amin'ny taninay ny mamoaka ny zandriny alohan'ny zokiny.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

26 Fa hoy i Labana: Tsy fanao atỳ amin’ny taninay ny mamoaka ny zandriny alohan’ny zokiny.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 29:26
4 Rohy Ifampitohizana  

Nony tonga ny maraina, indro fa i Lià io, ka hoy i Jakôba tamin’i Labàna: «Inona ity nataonao tamiko? Moa tsy ny hahazoako dRasela va no nanompoako teto aminao? Nahoana no dia nofitahinao aho?»


Ka tanteraho ny herinandron’ity anankiray ity, fa homenay anao koa ny anankiray noho ny fanompoana izay mbola hataonao aty amiko mandritra ny fito taona hafa.»


Ary hoy i Josefa tamin-drainy: «Tsy izao no izy, ry ikaky, fa ity no lahy matoa ka apetraho eo amin’ny lohany ny tananao havanana.»


Satria ny fitiavam-bola no fototry ny ratsy rehetra, ka ny sasany nentin’izany, dia efa nivily lavitry ny finoana, sy nandefona ny tenany tamin’ny fijaliana maro.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra