Ka nony nandalo ireo mpandranto Madianita, dia nesoriny sy nakariny hiala tao an-davaka i Josefa, dia namidiny roapolo farantsa volafotsy tamin’ny Ismaelita, ka nentin’ireo nankany Ejipta.
Genesisy 45:4 - Baiboly Katolika Ary i Josefa nanao tamin’ny rahalahiny hoe: «Manatòna eto amiko ianareo,» dia nanatona izy, ka hoy izy: «Izaho no Josefa rahalahinareo, ilay namidinareo ho aty Ejipta. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia hoy i Josefa tamin’ny rahalahiny: Avia, manatòna ahy ianareo! Dia nanatona ry zareo. Ary hoy i Josefa: Izaho no Josefa rahalahinareo, ilay namidinareo ho atỳ Ejipta. DIEM PROTESTANTA Ka hoy indray i Jôsefa tamin’ireo rahalahiny: –Avia manatòna ahy ianareo. Dia nanatona ireo. Ary hoy koa i Jôsefa hoe: –Izaho no Jôsefa rahalahinareo izay namidinareo mba hoentina aty Ejipta. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ka hoy indray i Jôsefa tamin’ireo rahalahiny: –Avia manatòna ahy ianareo. Dia nanatona ireo. Ary hoy koa i Jôsefa hoe: –Izaho no Jôsefa rahalahinareo izay namidinareo mba hoentina aty Ejipta. Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy Josefa tamin’ny rahalahiny: Avia, manatòna ahy hianareo. Dia nanatona ireo. Ary hoy Josefa: Izaho no Josefa rahalahinareo, ilay namidinareo ho atỳ Egypta. Malagasy Bible Ary hoy Josefa tamin'ny rahalahiny: Avia, manatòna ahy ianareo. Dia nanatona ireo. Ary hoy Josefa: Izaho no Josefa rahalahinareo, ilay namidinareo ho atỳ Egypta. La Bible en Malgache Dia hoy i Josefa tamin’ny rahalahiny: Avia, manatòna ahy ianareo! Dia nanatona ry zareo. Ary hoy i Josefa: Izaho no Josefa rahalahinareo, ilay namidinareo ho atỳ Ejipta. |
Ka nony nandalo ireo mpandranto Madianita, dia nesoriny sy nakariny hiala tao an-davaka i Josefa, dia namidiny roapolo farantsa volafotsy tamin’ny Ismaelita, ka nentin’ireo nankany Ejipta.
Ary ny tenan’ireo rahalahiny dia tonga niankohoka teo anatrehany nanao hoe: «Mpanomponao izahay.»
Niaraka tamin’izay dia niteny taminy i Jesoa nanao hoe: «Matokia, fa Izaho ihany, ka aza matahotra.»
«Ary ireo Patriarka nialona an’i Josefa ka namidiny ho any Ejipta izy; nefa nomban’Andriamanitra kosa.
Ka hoy izy: «Iza moa Ianao, Tompoko?» Ary hoy ny Tompo: «Izaho no Jesoa izay enjehinao; sasa-poana ianao mitroatra manohitra ny fanindronana.»