Genesisy 37:28 - Baiboly Katolika28 Ka nony nandalo ireo mpandranto Madianita, dia nesoriny sy nakariny hiala tao an-davaka i Josefa, dia namidiny roapolo farantsa volafotsy tamin’ny Ismaelita, ka nentin’ireo nankany Ejipta. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 Fa nisy Midianita mpivaro-mandeha nandalo teo; dia nakariny niala tao an-dava-drano i Josefa ka namidiny sekela volafotsy roapolo tamin’ny Ismaelita, ary nitondra an’i Josefa ho any Ejipta ireo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA28 Raha nandalo ireo lehilahy midianita mpivarotra, dia nakariny avy tao an-davaka i Jôsefa ary namidiny sekela volafotsy roapolo tamin’ny Ismaelita izay nitondra azy nankany Ejipta. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Raha nandalo ireo lehilahy midianita mpivarotra, dia nakariny avy tao an-davaka i Jôsefa ary namidiny sekela volafotsy roapolo tamin’ny Ismaelita izay nitondra azy nankany Ejipta. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 Ary raha nandalo teo ny Midianita mpandranto, dia nakarin’ny rahalahiny niala tao an-davaka Josefa ka namidiny sekely volafotsy roa-polo tamin’ny Isimaelita; ary dia nitondra an’i Josefa ho any Egypta ireo. Jereo ny tokoMalagasy Bible28 Ary raha nandalo teo ny Midianita mpandranto, dia nakarin'ny rahalahiny niala tao an-davaka Josefa ka namidiny sekely volafotsy roa-polo tamin'ny Isimaelita; ary dia nitondra an'i Josefa ho any Egypta ireo. Jereo ny toko |