Niverina tany amin’i Jakôba rainy, tany amin’ny tany Kanaana, izy ireo, dia notantarainy taminy avokoa ny nahazo azy, ka hoy izy:
Genesisy 45:25 - Baiboly Katolika Nony tafakatra avy any Ejipta izy ireo dia tonga tany amin’i Jakôba rainy, any amin’ny tany Kanaana. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia niakatra avy tany Ejipta izy ireo ka tonga tany amin’i Jakoba rainy tany amin’ny tany Kanana. DIEM PROTESTANTA Dia niala tao Ejipta ireto rahalahin’i Jôsefa ka nihazo an’i Kanahàna ary tonga tany amin’i Jakôba rainy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia niala tao Ejipta ireto rahalahin’i Jôsefa ka nihazo an’i Kanahàna ary tonga tany amin’i Jakôba rainy. Baiboly Protestanta Malagasy Dia niakatra avy tany Egypta izy ireo ka tonga tany amin’i Jakoba rainy tany amin’ny tany Kanana. Malagasy Bible Dia niakatra avy tany Egypta izy ireo ka tonga tany amin'i Jakoba rainy tany amin'ny tany Kanana. La Bible en Malgache Dia niakatra avy tany Ejipta izy ireo ka tonga tany amin’i Jakoba rainy tany amin’ny tany Kanana. |
Niverina tany amin’i Jakôba rainy, tany amin’ny tany Kanaana, izy ireo, dia notantarainy taminy avokoa ny nahazo azy, ka hoy izy:
Dia nalefany ny rahalahiny ka niainga izy ireo, ary hoy izy tamin’izy ireo: «Aza mifanditra eny an-dalana ianareo».
Hoy izy taminy: «Mbola velona i Josefa, ary izy aza no manapaka ny tany Ejipta». Fa tsy nihontsina akory ny fon’i Jakôba, satria tsy nino azy ireo izy.