Genesisy 45:25 - DIEM PROTESTANTA25 Dia niala tao Ejipta ireto rahalahin’i Jôsefa ka nihazo an’i Kanahàna ary tonga tany amin’i Jakôba rainy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201125 Dia niakatra avy tany Ejipta izy ireo ka tonga tany amin’i Jakoba rainy tany amin’ny tany Kanana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Dia niala tao Ejipta ireto rahalahin’i Jôsefa ka nihazo an’i Kanahàna ary tonga tany amin’i Jakôba rainy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika25 Nony tafakatra avy any Ejipta izy ireo dia tonga tany amin’i Jakôba rainy, any amin’ny tany Kanaana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy25 Dia niakatra avy tany Egypta izy ireo ka tonga tany amin’i Jakoba rainy tany amin’ny tany Kanana. Jereo ny tokoMalagasy Bible25 Dia niakatra avy tany Egypta izy ireo ka tonga tany amin'i Jakoba rainy tany amin'ny tany Kanana. Jereo ny toko |