Genesisy 45:24 - Baiboly Katolika24 Dia nalefany ny rahalahiny ka niainga izy ireo, ary hoy izy tamin’izy ireo: «Aza mifanditra eny an-dalana ianareo». Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201124 Dia nalefany ny rahalahiny ka lasa nandeha izy ireo. Ary hoy i Josefa taminy: Aza mifanditra eny an-dalana ianareo! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA24 Namepetra ireo rahalahiny i Jôsefa mba tsy hifanditra eny an-dalàna ary nalefany handeha ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 Namepetra ireo rahalahiny i Jôsefa mba tsy hifanditra eny an-dalàna ary nalefany handeha ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy24 Dia nampandehaniny ny rahalahiny, ka lasa nandeha izy ireo; ary hoy Josefa taminy: Aza mifanditra eny an-dàlana hianareo. Jereo ny tokoMalagasy Bible24 Dia nampandehaniny ny rahalahiny, ka lasa nandeha izy ireo; ary hoy Josefa taminy: Aza mifanditra eny an-dalana ianareo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache24 Dia nalefany ny rahalahiny ka lasa nandeha izy ireo. Ary hoy i Josefa taminy: Aza mifanditra eny an-dalana ianareo! Jereo ny toko |