Genesisy 36:2 - Baiboly Katolika
I Adà, zanaka vavin’i Elôna, Heteanina, i Oolibama, zanaka vavin’i Anà, zanaka lahin’i Sebeôna Heveanina;
Jereo ny toko
I Esao dia naka vady tamin’ny zanakavavin’ny Kananita, dia i Ada, zanak’i Elona hetita, sy i Oholibama, zanak’i Ana, zanakavavin’i Zibona hivita,
Jereo ny toko
Naka vady kanahanita i Hesao, dia i Hadà zanakavavin’i Elôna izay hetita, sy i Ohôlibamà zanakavavin’i Hanà sady zafikelin’i Tsibehôna izay hivita,
Jereo ny toko
Naka vady kanahanita i Hesao, dia i Hadà zanakavavin’i Elôna izay hetita, sy i Ohôlibamà zanakavavin’i Hanà sady zafikelin’i Tsibehôna izay hivita,
Jereo ny toko
Esao naka vady tamin’ny zanakavavin’ny Kananita, dia Ada, zanak’i Elona Hetita, sy Oholibama, zanak’i Ana, zanakavavin’i Zibona Hivita,
Jereo ny toko
Esao naka vady tamin'ny zanakavavin'ny Kananita, dia Ada, zanak'i Elona Hetita, sy Oholibama, zanak'i Ana, zanakavavin'i Zibona Hivita,
Jereo ny toko
I Esao dia naka vady tamin’ny zanakavavin’ny Kananita, dia i Ada, zanak’i Elona hetita, sy i Oholibama, zanak’i Ana, zanakavavin’i Zibona hivita,
Jereo ny toko