Raha izany dia lasa nody izy ireo, ka tonga teo am-pantsakan’i Fitsarana, dia i Kadesa izany, ka namely ny tanin’ny Amalesita rehetra mbamin’ny Amôreana izay nonina tany Asasôn-Tamara.
Genesisy 36:12 - Baiboly Katolika I Tamnà, vaditsindranon’i Elifaza zanak’i Esao, niteraka an’i Amaleka tamin’i Elifaza. Ireo no zanaka lahin’i Adà, vadin’i Esao. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Timna no vady tsindranon’i Elifaza, zanakalahin’i Esao; niteraka an’i Amaleka tamin’i Elifaza izy. Ireo no zanakalahin’i Ada, vadin’i Esao. DIEM PROTESTANTA I Timnà vadikelin’i Elifaza dia niteraka an’i Hamalèka taminy koa. Ireo no zafikelin’i Hesao sy i Hadà vadiny. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Timnà vadikelin’i Elifaza dia niteraka an’i Hamalèka taminy koa. Ireo no zafikelin’i Hesao sy i Hadà vadiny. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Timna no vaditsindranon’i Elifaza, zanakalahin’i Esao; ary niteraka an’i Amaleka tamin’i Elifaza izy. Ireo no zanakalahin’i Ada, vadin’i Esao. Malagasy Bible Ary Timna no vaditsindranon'i Elifaza, zanakalahin'i Esao; ary niteraka an'i Amaleka tamin'i Elifaza izy. Ireo no zanakalahin'i Ada, vadin'i Esao. La Bible en Malgache I Timna no vady tsindranon’i Elifaza, zanakalahin’i Esao; niteraka an’i Amaleka tamin’i Elifaza izy. Ireo no zanakalahin’i Ada, vadin’i Esao. |
Raha izany dia lasa nody izy ireo, ka tonga teo am-pantsakan’i Fitsarana, dia i Kadesa izany, ka namely ny tanin’ny Amalesita rehetra mbamin’ny Amôreana izay nonina tany Asasôn-Tamara.
Izao kosa no zanaka lahin-dRahoely: I Nahata, i Zara, i Samà, ary i Mezà. Ireo no zanaka lahin’i Basemata, vadin’i Esao.
Aza mankahala ny Edômita, fa rahalahinao izy; aza mankahala ny Ejiptianina, fa efa vahiny tany amin’ny taniny ianao: