Dia tonga mpanankarena fatratra ralehilahy, fa nananany betsaka ny biby fiompy, ny mpanompo lahy sy vavy, ary ny rameva aman’ampondra.
Genesisy 32:14 - Baiboly Katolika osy vavy roan-jato, osy lahy roapolo, ondry vavy roan-jato, ondry lahy roapolo, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nitoetra teo izy tamin’iny alina iny. Naka tamin’izay teo an-tanany izy mba hampanaterina ho an’i Esao rahalahiny, DIEM PROTESTANTA Dia nandry teo i Jakôba tamin’iny alina iny. Ary naka avy tamin’izay teo an-tanany izy mba hatao fanomezana ho an’i Hesao rahalahiny, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nandry teo i Jakôba tamin’iny alina iny. Ary naka avy tamin’izay teo an-tanany izy mba hatao fanomezana ho an’i Hesao rahalahiny, Baiboly Protestanta Malagasy Dia nitoetra teo izy tamin’iny alina iny; ary naka tamin’izay teo an-tànany izy mba hampanaterina ho an’i Esao rahalahiny, Malagasy Bible Dia nitoetra teo izy tamin'iny alina iny; ary naka tamin'izay teo an-tànany izy mba hampanaterina ho an'i Esao rahalahiny, La Bible en Malgache Dia nitoetra teo izy tamin’iny alina iny. Naka tamin’izay teo an-tanany izy mba hampanaterina ho an’i Esao rahalahiny, |
Dia tonga mpanankarena fatratra ralehilahy, fa nananany betsaka ny biby fiompy, ny mpanompo lahy sy vavy, ary ny rameva aman’ampondra.
Tamin’ny fotoana itadiavan’ny ondry hikambana, dia nanopy maso aho ka nahita tamin’ny nofy, fa sadika sy mara, ary sada avokoa ny lahy nikambana tamin’ny ondry vavy.
Tsy izany ihany koa, fa ny harena rehetra nalain’Andriamanitra tamin-drainay, dia azonay, izahay sy ny zanakay. Koa ankehitriny ataovy izay nandidian’Andriamanitra anao.»
Dia nitoetra teo i Jakôba tamin’iny alina iny. Ary nangalany hatao fanomezana ho an’i Esao, rahalahiny, ny harena efa azony;
rameva mitaiza am-pianahany telopolo, sy ny zanany, omby vavy efapolo omby lahy folo, ampondra vavy roapolo, ary zanak’ampondra folo.
Koa raiso ny fanatitro izay nentina teny aminao; fa efa nanisy soa ahy Andriamanitra, ka tsy orin’inon’inona aho.» Dia notereny mafy teo i Esao, ka nandray.
Ka dia hoy i Israely rainy, tamin’izy ireo: «Ilaina àry izany, ka dia izao no ataovy: Angalao avokoa ny vokatra malaza amin’ny tany, ataovy ao anaty fitondran’entanareo dia ento hatao fanomezana ho an-dralehilahy: ditin-kazo manitra kely, tantely kely, astragala, ladanôma, voanjo, amandy.
Ny fananany kosa dia ondry 7000, rameva 3000, omby 500 tsiroaroa, ampondravavy 500, ary mpanompo maro be, ka dia izy no lehilahy lehibe indrindra tamin’ny zanaky ny Tatsinanana.
Nambinin’i Iaveh mihoatra noho ny tamin’ny taloha ny andro niainan’i Jôba tatỳ aoriana, ka nanana ondry 14.000, rameva 6.000, omby 1.000 tsiroaroa, ary ampondra vavy 1.000.
Vato soa ho an’izay manana azy ny fanatitra, ka amin’izay itodihany ahombiazany avokoa.
Tsarovy i Iaveh Andriamanitrao, fa Izy no nanome hery hamorianao izany, mba hahatanteraka ny fanekeny, izay nianianany tamin’ny razanao, araka izao ankehitriny izao.
Tany Maona nisy lehilahy anankiray, ary tany Karmela ny fananany. Mpanan-karem-be izy: telo arivo ny ondriny ary arivo ny osiny, ary tao Karmela izy tamin’izay noho ny fanetezana ny ondriny.