Genesisy 30:12 - Baiboly Katolika Fa nitera-dahy fanindroany tamin’i Jakôba indray i Zelfa, ankizy vavin’i Lià. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary i Zilpa, mpanompovavin’i Lea, dia niteraka zazalahy faharoa tamin’i Jakoba. DIEM PROTESTANTA Fa mbola niteraka zazalahy faharoa tamin’i Jakôba i Zilpà, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa mbola niteraka zazalahy faharoa tamin’i Jakôba i Zilpà, Baiboly Protestanta Malagasy Ary Zilpa, ankizivavin’i Lea, dia niteraka zazalahy faharoany tamin’i Jakoba. Malagasy Bible Ary Zilpa, ankizivavin'i Lea, dia niteraka zazalahy faharoany tamin'i Jakoba. La Bible en Malgache Ary i Zilpa, mpanompovavin’i Lea, dia niteraka zazalahy faharoa tamin’i Jakoba. |
Ka hoy i Lià: «Fahasambarana ho ahy izao; fa hataon’ny zazavavy hoe: sambatra aho.» Dia nataony hoe: Asera ny anarany.
Manolotra ny sisin-tanin’i Dana hatramin’ny faritra atsinanana ka hatramin’ny faritra andrefana; anjara iray ho an’i Asera.
Ny terak’i Asera, ny taranak’ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, rehefa nisaina ny anarany hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra mahatàm-piadiana,