Nananany andiany maro ny biby fiompy na lehibe na kely; ary nananany betsaka koa ny mpanompo; ka velom-pialonana azy ny Filistinina.
Genesisy 26:27 - Baiboly Katolika Fa hoy i Isaaka tamin’izy ireo: «Ahoana no anatonanareo ahy nefa sady mankahala ahy ianareo no nandroaka ahy hiala tany aminareo?» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nefa hoy Isaka taminy: Nahoana indray ianareo no mankaty amiko, kanefa mankahala ahy ianareo ka nandroaka ahy hiala teo aminareo? DIEM PROTESTANTA Nanontany azy ireo i Itsehàka hoe: –Inona moa no alehanareo aty amiko, kanefa ianareo nankahala sy nandroaka ahy? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nanontany azy ireo i Itsehàka hoe: –Inona moa no alehanareo aty amiko, kanefa ianareo nankahala sy nandroaka ahy? Baiboly Protestanta Malagasy Fa hoy Isaka taminy: Nahoana hianareo no mankatỳ amiko, kanefa nankahala ahy hianareo ka nandroaka ahy niala teo aminareo? Malagasy Bible Fa hoy Isaka taminy: Nahoana ianareo no mankaty amiko, kanefa nankahala ahy ianareo ka nandroaka ahy niala teo aminareo? La Bible en Malgache Nefa hoy Isaka taminy: Nahoana indray ianareo no mankaty amiko, kanefa mankahala ahy ianareo ka nandroaka ahy hiala teo aminareo? |
Nananany andiany maro ny biby fiompy na lehibe na kely; ary nananany betsaka koa ny mpanompo; ka velom-pialonana azy ny Filistinina.
Ary i Abimeleka nanao tamin’i Isaaka hoe: «Mandehana miala aty aminay ianao, fa efa mahery lavitra noho izahay.»
Ary hoy iretsy: «Efa hitanay miharihary fa momba anao i Iaveh, ka hoy izahay: ‹Aoka samy hanao fianianana isika, dia izahay sy ianao; ka hanao fanekem-pihavanana aminao izahay.
Tamin’izay i Josefa dia nampaka an’i Jakôba rainy, mbamin’ny mpianakaviny rehetra izay nisy olona dimy amby fitopolo.
Fa natosik’ilay namely maina ny namany izy ka nataony hoe: ‹Iza moa no nanendry an’ialahy ho mpifehy sy mpitsara anay?
«Io ilay Môizy nolaviny sy nataony hoe: ‹Iza moa no nanendry an’ialahy ho mpifehy sy mpitsara?› Kanjo izy ihany no nirahin’Andriamanitra ho mpifehy sy mpanavotra, nomban’ilay Anjely niseho taminy tao amin’ny hazo kely milobolobo.
«Ary ireo Patriarka nialona an’i Josefa ka namidiny ho any Ejipta izy; nefa nomban’Andriamanitra kosa.
Indro, atolotro anao ny sasany amin’ny sinagogan’i Satana, izay mihambo ho Jody, nefa tsy izy, fa mandainga; indro, hataoko tonga hiankohoka eo an-tongotrao izy ireo, dia ho fantany fa tia anao Aho.
Fa hoy i Jefte tamin’ny loholon’i Galaada: «Tsy efa nankahala ahy sy nandroaka ahy hiala tao an-tranon’i kaky va ianareo? Ka ahoana indray no alehanareo atỳ amiko, nony zoim-pahoriana ianareo izao?»