Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 26:27 - DIEM PROTESTANTA

27 Nanontany azy ireo i Itsehàka hoe: –Inona moa no alehanareo aty amiko, kanefa ianareo nankahala sy nandroaka ahy?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

27 Nefa hoy Isaka taminy: Nahoana indray ianareo no mankaty amiko, kanefa mankahala ahy ianareo ka nandroaka ahy hiala teo aminareo?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

27 Nanontany azy ireo i Itsehàka hoe: –Inona moa no alehanareo aty amiko, kanefa ianareo nankahala sy nandroaka ahy?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

27 Fa hoy i Isaaka tamin’izy ireo: «Ahoana no anatonanareo ahy nefa sady mankahala ahy ianareo no nandroaka ahy hiala tany aminareo?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

27 Fa hoy Isaka taminy: Nahoana hianareo no mankatỳ amiko, kanefa nankahala ahy hianareo ka nandroaka ahy niala teo aminareo?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

27 Fa hoy Isaka taminy: Nahoana ianareo no mankaty amiko, kanefa nankahala ahy ianareo ka nandroaka ahy niala teo aminareo?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

27 Nefa hoy Isaka taminy: Nahoana indray ianareo no mankaty amiko, kanefa mankahala ahy ianareo ka nandroaka ahy hiala teo aminareo?

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 26:27
9 Rohy Ifampitohizana  

Nanana andian’ondry aman’osy sy andian’omby ary mpanompo maro izy, ka nialonan’ny Filistinina.


Dia niteny tamin’i Itsehàka i Abimelèka hoe: –Mialà eto aminay satria efa tonga mahery lavitra noho izahay ianao izao.


Dia novalian’ireo hoe: –Tsapanay tokoa fa momba anao ny TOMPO; koa nihevitra izahay fa tokony hanao fifanekena ombàm-pianianana isika.


Dia nampanalain’i Jôsefa i Jakôba rainy mbamin’ny ankohonany manontolo izay nisy olona 75 mianaka.


Fa natosik’ilay namely i Mosesy sady nataony hoe: «Iza no nanendry anao ho mpifehy sy ho mpitsara anay?


Io ilay Mosesy nolavin’ny Israelita ka nataony hoe: «Iza no nanendry anao ho mpifehy sy ho mpitsara anay?», kanefa nirahin’Andriamanitra ho mpifehy sy mpanavotra, nombàn’ny herin’ilay anjely niseho taminy tanatin’ny roimemy.


Nialona an’i Jôsefa ireo razambe rahalahiny ka nivarotra azy ary nahatonga azy ho andevo tany Ejipta. Kanefa nombàn’Andriamanitra i Jôsefa,


Indro atolotro anao ny sasany avy amin’ireo olona mivavaka amin’i Satàna: milaza ny tenany ho Jiosy ireo, kanjo tsiizy fa mandainga; indro hataoko tonga hiankohoka eo anoloanao ireo, ka ho fantany fa tiako ianao.


Fa novalian’i Jiftà hoe: –Moa tsy nankahala ahy ve ianareo ka nandroaka ahy hiala tao an-tranon’ny raiko? Koa nahoana no mankatỳ amiko ianareo ankehitriny, rehefa tra-pahoriana?


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra