Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 26:26 - DIEM PROTESTANTA

26 Niainga avy tao Gerara i Abimelèka ka nankany amin’i Itsehàka niaraka tamin’i Ahozata sakaizany sy i Pikôla komandin’ny tafiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 I Abimeleka mbamin’i Ahozata sakaizany sy i Pikola, mpitarika ny miaramilany, dia niala tao Gerara hankany amin’Isaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Niainga avy tao Gerara i Abimelèka ka nankany amin’i Itsehàka niaraka tamin’i Ahozata sakaizany sy i Pikôla komandin’ny tafiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

26 Ary nanatona azy avy any Jerara i Abimeleka, nomban’i Okozôta sakaizany, sy i Fikôla filohan’ny tafiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 Ary Abimeleka mbamin’i Ahozata sakaizany sy Pikola, komandin’ny miaramilany, dia niala tao Gerara hankany amin’Isaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 Ary Abimeleka mbamin'i Ahozata sakaizany sy Pikola, komandin'ny miaramilany, dia niala tao Gerara hankany amin'Isaka.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

26 I Abimeleka mbamin’i Ahozata sakaizany sy i Pikola, mpitarika ny miaramilany, dia niala tao Gerara hankany amin’Isaka.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 26:26
3 Rohy Ifampitohizana  

Niseho nofy tamin’i Abimelèka anefa Andriamanitra nony alina ka nanao taminy hoe: –Indro ho faty ianao noho ny amin’ny vehivavy izay nalainao, fa manam-bady izy io.


Nanontany azy ireo i Itsehàka hoe: –Inona moa no alehanareo aty amiko, kanefa ianareo nankahala sy nandroaka ahy?


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra