Ary hoy ralehilahy taminy: «Aza dia mahela ahy ianareo, fa efa mba nambinin’i Iaveh ny diako; ka alefaso aho handeha hody any amin’ny tompoko.»
Genesisy 24:57 - Baiboly Katolika Dia hoy ry zareo: «Aoka àry ny zazavavy no hantsointsika hanontaniana izay tiany.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary hoy izy ireo: Aoka ary hantsoinay Razazavavy ka hanontanianay izay heviny. DIEM PROTESTANTA Hoy kosa ireo hoe: –Aoka àry hantsoinay razazavavy, aoka hanontaniana izay heviny! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hoy kosa ireo hoe: –Aoka àry hantsoinay razazavavy, aoka hanontaniana izay heviny! Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy izy ireo: Aoka ary hantsoinay ny zazavavy, ka hanontanianay izay teniny. Malagasy Bible Ary hoy izy ireo: Aoka ary hantsoinay ny zazavavy, ka hanontanianay izay teniny. La Bible en Malgache Ary hoy izy ireo: Aoka ary hantsoinay Razazavavy ka hanontanianay izay heviny. |
Ary hoy ralehilahy taminy: «Aza dia mahela ahy ianareo, fa efa mba nambinin’i Iaveh ny diako; ka alefaso aho handeha hody any amin’ny tompoko.»
Dia nantsoiny i Rebekà, ka hoy izy taminy: «Te-handeha hiaraka amin’ity lehilahy ity va ianao?» Ary hoy navaliny: «Handeha aho.»
Ka izao no didin’i Iaveh ny amin’ny zanaka vavin’i Salfaada: hanambady izay tiany izy, nefa ny ao amin’ny fianakavian’ny fokon-drainy ihany no ho vadiny;