Hoy i Iaveh tamin’i Abrama: «Mialà amin’ny taninao sy amin’ny fianakavianao ary amin’ny tranon-drainao mba ho any amin’ny tany hasehoko anao.
Genesisy 24:38 - Baiboly Katolika fa mankanesa any an-tranon’ikaky, any amin’ny havako, ka any maka vady ho an-janako.› Baiboly Protestanta Malagasy 2011 fa any amin’ny tranon’Ikaky sy any amin’ny havako no halehanao ka hakanao vady ho an’ny zanako. DIEM PROTESTANTA «Mianiàna amiko fa any amin’ny fianakavian-draiko, any amin’ny foko nipoirako, no halehanao haka vady ho an’ny zanako.» Dikateny Iombonana Eto Madagasikara «Mianiàna amiko fa any amin’ny fianakavian-draiko, any amin’ny foko nipoirako, no halehanao haka vady ho an’ny zanako.» Baiboly Protestanta Malagasy fa any amin’ny tranon’ikaky sy any amin’ny havako no halehanao ka hakanao vady any ho an’ny zanako. Malagasy Bible fa any amin'ny tranon'ikaky sy any amin'ny havako no halehanao ka hakanao vady any ho an'ny zanako. La Bible en Malgache fa any amin’ny tranon’Ikaky sy any amin’ny havako no halehanao ka hakanao vady ho an’ny zanako. |
Hoy i Iaveh tamin’i Abrama: «Mialà amin’ny taninao sy amin’ny fianakavianao ary amin’ny tranon-drainao mba ho any amin’ny tany hasehoko anao.
Ary ny tompoko nampianiana ahy, nanao hoe: ‹Aza maka vady ho an-janako amin’ny zanaka vavin’ny Kananeanina eto tompon’ny tany onenako;
Nilaza tamin’ny tompoko aho, nanao hoe: ‹Angamba tsy hety hanaraka ahy hankatỳ ny vehivavy.›
fa any amin’ny tanindrazako, any amin’ny tany niaviako, no halehanao haka vady ho an’Isaaka zanako.»