Nifanditra ny mpiandry ondrin’i Abrama sy ny mpiandry ondrin’i Lôta. Ny Kananeanina sy ny Ferezeanina no nitoetra tamin’ny tany tamin’izay.
Genesisy 21:25 - Baiboly Katolika Nanome tsiny an’i Abimeleka anefa i Abrahama, fa nisy lavaka fantsakana anankiray nanaovan’ny mpanompony an-keriny. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nananatra an’i Abimeleka i Abrahama noho ny lavaka fantsakana iray izay nalain’ny mpanompon’i Abimeleka an-keriny. DIEM PROTESTANTA Ary nitarainan’i Abrahama i Abimelèka noho ilay lavaka fantsakana nalain’ireo mpanompon’i Abimelèka an-keriny. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary nitarainan’i Abrahama i Abimelèka noho ilay lavaka fantsakana nalain’ireo mpanompon’i Abimelèka an-keriny. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Abrahama nananatra an’i Abimeleka noho ny lavaka fantsakana anankiray, izay efa nalain’ny mpanompon’i Abimeleka an-keriny. Malagasy Bible Ary Abrahama nananatra an'i Abimeleka noho ny lavaka fantsakana anankiray izay efa nalain'ny mpanompon'i Abimeleka an-keriny La Bible en Malgache Ary nananatra an’i Abimeleka i Abrahama noho ny lavaka fantsakana iray izay nalain’ny mpanompon’i Abimeleka an-keriny. |
Nifanditra ny mpiandry ondrin’i Abrama sy ny mpiandry ondrin’i Lôta. Ny Kananeanina sy ny Ferezeanina no nitoetra tamin’ny tany tamin’izay.
Hoy ny navalin’i Abimeleka: «Tsy mahalala izay nanao izany aho; fa ianao tsy mampandre ahy, izaho tsy nandre izany raha tsy vao izao.»
Hoy ny navalin’ireo: «Tsy azonay atao izany raha tsy efa tafangona ny andiam-biby fiompy rehetra, sy efa voakodia hiala amin’ny vava lavaka fantsakana ny vato, vao mampisotro ny ondry izahay.»
Ny fananarana indray maka manan-kery amin’ny manan-tsaina, noho ny kapoka zato amin’ny olona adala.
Ary raha diso taminao ny rahalahinao, dia manatòna azy; ka rehefa mitokana ianareo, dia asehoy azy ny hadisoany. raha mihaino anao izy, dia efa azonao ny rahalahinao;
Ary hoy ny navaliny azy: «Omeo tombom-pitia aho, fa tany tsy misy rano no nametrahanao ahy, ka mba omeo loharano aho.» Dia nomen’i Kaleba ny loharano ambony sy ny loharano ambany izy.