Ezra 8:9 - Baiboly Katolika tamin’ny taranak’i Jôaba, i Abediasa zanak’i Jehiela mbamin’ireo valo ambin’ny folo amby zato lahy izay niaraka taminy; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Obadia, zanak’i Jehiela, avy tamin’ny taranak’i Joaba, mbamin’ny namany valo amby folo sy roanjato lahy; DIEM PROTESTANTA i Hôbadià, zanakalahin’i Jehiela, mbamin’ireo namany 218 lahy, samy avy amin’ny terak’i Jôaba; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Hôbadià, zanakalahin’i Jehiela, mbamin’ireo namany 218 lahy, samy avy amin’ny terak’i Jôaba; Baiboly Protestanta Malagasy Obadia, zanak’i Jehiela, avy tamin’ny taranak’i Joaba, mbamin’ny namany valo ambin’ny folo amby roan-jato lahy; Malagasy Bible Obadia, zanak'i Jehiela, avy tamin'ny taranak'i Joaba, mbamin'ny namany valo ambin'ny folo amby roan-jato lahy; La Bible en Malgache i Obadia, zanak’i Jehiela, avy tamin’ny taranak’i Joaba, mbamin’ny namany valo amby folo sy roanjato lahy; |
tamin’ny taranak’i Bany i Selômita zanak’i Jôsefiasa, mbamin’ireo 160 lahy izay niaraka taminy;
tamin’ny taranak’i Satafiasa, i Zebediasa zanak’i Mikaela, mbamin’ireo valopolo lahy izay niaraka taminy;